*******Di@m'§ Sip@ kely m@nj@ kely*******

didi

wanda | 28 Martsa, 2006 03:23

wanda
otsoooo nan marina mafy mafatifaty be dry

FRANCIO

wanda | 24 Martsa, 2006 03:19

'ty dray Soso tena tsy mahatahotra mihintsy 'ty milinginlingy eo ambonin'i moto anolona io !!!
wanda

lolo sy tessie

wanda | 24 Martsa, 2006 03:18

wanda
Mafatifaty kely ery izy roa kely reo oo fa manditra kely nefa an!!!

DIAM'S

wanda | 23 Martsa, 2006 08:49

wanda
MILAY LAY TOF RY ZALAH !!!!

PRESENTATION

wanda | 15 Martsa, 2006 21:13

              ********NY BLAOGY NY DIAM'S********

§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§

MIarahaba nareo rehetra zay mandalo eto @ blaogy ko.

Manatena aho fa ametraka ny hevitra maro eto nareo.

Ty blaogy moa zany de natokana ho anareo manokana mba halala nareo ahy be be kokoa.

Izao moa de sipa kely cool,tia namana sy mahay misara,maniry ny ho vaginareo matetika dia mametram-beloma.

§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§

                                                                                     S:Di@m'S

 (tohiny)
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb